Vous êtes ici :

Lundi 20 Février 2017

ombre

Archives pour la catégorie ‘Coin citoyen’

Antsirabe – Lehilahy maty nilatsahan’ny andrin-jiro.

Nandravarava ny rivotra sy ny rotsak’orana tao Antsirabe. Andrin-jiro efa mitondra herinaratra manana tanjaka hatrany amin’ny 20 000W no nianjera. Vokany,

Lire la suite

Olombelo Ricky – Feno hipoka ny Pim’s, nahafinaritra ny seho.

Matetika rehefa fampisehoan’ny tarika Olombelo Ricky dia feno hipoka foana ao amin’ity toerana iray fanaovana seho ity. Tsy aiza izany

Lire la suite

Nihotsahan’ny tany – Nokarohina adin’ny telo ilay razana vao hita.

Anisan’ny asa mampidi-doza ny fangadiana ireny vovo na lava-drano ireny. Ny sabotsy lasa teo dia lehilahy efatra no nidiran-doza tao

Lire la suite

Morondava – Lasan’ny dahalo ny omby 80 isa, olona 6 maty.

Dahalo miisa 30 mahery no nandravarava ny tanànan’Antevamena, Tanana kely ao anatin’ny Distrikan’i Morondava tamin’ny marainan’ny zoma lasa teo. Olona

Lire la suite

Lomano tompondaka nasionaly – « Record » telo no montsana teny Vontovorona.

Niraraka ny “record” teny Vontovorona nandritra ny fiadiana ny Tompondakan’i Madagasikara tanora sy ho an’ny daholobe ary teo amin’ny fiadiana

Lire la suite

Toetrandro – Mampitandrina ny ao amin’ny faritra atsimo ny Météo.

Misy ny fampitandremana amin’ny hamafin’ny fitsiokan’ny rivotra ho an’ny morontsiraka atsimon’ny Nosy, izay vokatry ny anticyclone izay mahery tokoa. Ao

Lire la suite

Sambava – Mpianatry ny Ceg nahitana antsy maranitra.

Tsy fahafehezan-tena manoloana ny fiparitahan’ny horonan-tsary mihetsika avy any ivelany rehetra io ve no mahazo ny zaza Malagasy, indrindra ny

Lire la suite

Maromandia – Analalava – Andian’olona mitaky ny fialan’ny Ben’ny tanàna.

Nandritra ity fitondran-dRajaonarimampianina ity dia voatapim-bava avokoa izay mikasa ny hanohitra ny tsy rariny, izay misy fiantraikany mivantana amin’ny fiainam-bahoaka.

Lire la suite

Mahajanga – Lehilahy nihady vovo maty tototra ny tany.

Raim-pianakaviana iray no maty tototra ny tany omaly maraina tany Mahajanga. Raha ny loharanom-baovao dia nikarama nangady vovo ity lehilahy

Lire la suite

Besakoa Toliary – Fatin-jana-tsokatra efa loa miisa 70 naparitaka teny an-dàlana.

Ringana ny harena ankibon’ny tany eto amintsika. Na maro aza ireo sokatra sy volamena na biby tsy misy afa tsy

Lire la suite

Tambajotram-behivavy Milaza ho tsy ampy taona hisolokiana lehilahy.

Efa tsy mifidy saranga intsony amin’izao fotoana izao ny fisolokiana olona avo lenta fa dia tafiditra soa aman-tsara ao ihany

Lire la suite

image

Be tetika fa kely lalana

Iza avy no efa nandeha tamin’ilay fiarabe vaovao mahazaka olona 49 ? Raha ny tokony ho izy mantsy dia efa niasa nanomboka tamin’ny fotoana nampisehoana azy ireny fitaovam-pitaterana ireny. Toy

Lire la suite

image

Aux grands maux…

Bon nombre d’entre nous veulent faire ces choses qui font que le visage du pays change. Ces initiatives que l’on pourrait acclamer et applaudir tant elles auraient eu des impacts

Lire la suite

image

Antsirabe - Lehilahy maty nilatsahan’ny andrin-jiro

Nandravarava ny rivotra sy ny rotsak’orana tao Antsirabe. Andrin-jiro efa mitondra herinaratra manana tanjaka hatrany amin’ny 20 000W no nianjera. Vokany, olona iray no maty nianjeran’ny iray tamin’ireo fitaovan’ny Jirama ireo

Lire la suite

ombre