Vous êtes ici :

Mercredi 24 Avril 2024

ombre

Fifaninanana ho polisy – Nahatratra 8000 ireo mpiadina

Ny sabotsy 21 sy alahady 22 may, lasa teo no nanatanterahana ny fifaninanana handraisana mpianatra ho polisy, teny amin’ny sekoly Lma Ampefiloha. Nahatratra 8054 ireo mpiadina, ka mpianatra ho “Inspecteur de police” ny 2030 ary “Agents de police” kosa ny 6024.  Raha toa ka miisa 100 ihany no horaisina eo amin’ny Inspecteur ary miisa 650 ny Agents. Araka ny fanamby napetraka dia hatao lavitra ny kolikoly ny fifaninanana ka izay mahay ihany no ho afaka. Nidina nijery ifotony ny fikarakarana sy ny fizotry ny fanadinana teny amin’ny foibem-panadinana, teny amin’ny Lma, ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny contrôleur général de police Anandra Norbert ary tamin’izany no nanambarany fa efa irosoana tsikelikely amin’ny fampiasana ireo teknolojia arifomba ny fanadinana mba hahafahana manao ny antsoina hoe “correction automatique”. Marihina fa miara-miasa amin’ny asam-panjakana sy ny Bianco ny fikarakarana ity fifaninanana ity mba hialana amin’ny ahiahy tsy hihavanana.

 

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre