Vous êtes ici :

Vendredi 29 Mars 2024

ombre

Mahajanga – Lehilahy nihady vovo maty tototra ny tany

Raim-pianakaviana iray no maty tototra ny tany omaly maraina tany Mahajanga. Raha ny loharanom-baovao dia nikarama nangady vovo ity lehilahy ity ka dia izy tototry ny tany nangadiany izao. Maty tsy tra-drano na dia somary tonga haingana ihany aza ireo fokonolona teo amin’ny manodidina niezaka ny namonjy sy namoaka azy tao. Marihina fa tany somary fasipasika ity nangadiana saika natao vovo ity ka dia mora nihotsaka tokoa vokatry ny orana nilatsaka tany an-toerana tamin’iny herinandro iny ka vao mainka nampalemy ny tany ka izao nitera-doza izao.

S.A.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre