Môtô nandona mpandeha tongotra – Olona efatra naratra mafy
Nisesisesy ny lozam-pifamoivoizana ny faran’ny herinandro teo. Olona maro no namoy ny ainy ary maro ihany koa ireo naratra mafy vokatr’ izany. Tamin’iny lalam-pirenena voalohany iny dia miisa efatra ireo naratra mafy noho ny tsy fitandreman’ireo mpitondra môtô, omaly atoandro, tokony tamin’ny 3 ora tany ho any. Araka ny fanambaran’ny loharanom-baovao dia kodiaran-droa marika Jog nanao taingin-droa no nandona mpandeha tongotra teny amin’ny sisin’ny arabe. Araka ny voalaza dia mamo ireo nitaingina môtô ka tsy nahafehy ny familiana intsony ary nifatratra tamin’ireo olona ireo. Vokany, olona miisa efatra naratra mafy ka ny roa amin’ireo mpitaingina môtô. Nentina namonjy ny toeram-pitsaboana avy hatrany izy ireo. Tamin’ny fanambaran’ny mpitsabo dia tsy misy ahiana ny ain’izy ireo.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







