Omby nangalarina – Namidy teo an-tanàna ihany
Tao an-tsenan’i Tsiroanomandidy no nitrangan’izany ny herinandro lasa teo. Omby miisa roa no nanjavona tao anaty vala tamin’izany fotoana izany. Akory anefa ny hatairan’ny tompon’ny omby raha nahita azy ireto namidy teo an-tanàna ihany nandritra ny tsena ary lasa nampandre avy hatrany ny mpitandro filaminana. Rehefa nidina teny anefa ny zandary dia efa omby iray sisa no tavela teo fa efa lafo ny iray. Nosamborina ilay lehilahy mpivarotra ary rehefa nohadihadiana dia sarona ilay jiolahy nangalatra ireo omby ny zoma lasa teo.
Tao Tsiroanomandidy hatrany dia omby miisa 60 no very lasan’ny dahalo ny faran’ny herinandro. Nirefodrefotra ny basy ary tokantrano iray tao an-toerana no notafihan’ny dahalo nandritra izany. Efa nisy ny fanarahan-dia nataon’ny tompon’ny omby sy ny fokonolona teo an-tanàna taorian’ny fandrobana fa mbola tsy nahitam-bokany izany hatramin’izao.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







