Hafari Malagasy – Hametraka ny biraom-paritra
Ny faramparan’ny volana aogositra no hanao fitsidiam-paritra ny filoha mpanorina ny fikambana Hafari Malagasy Jean Nirina Rafanomezantsoa. Fanasana azony avy amin’ireo mpiandraikitra ny biraom-paritry ny Hafari Malagasy mba ho fananganana amin’ny fomba ofisialy ny fijoroan’ny fikambanana any amin’ireo faritra maro manerana ny Nosy. Toy izany ny ao amin’ny distrikan’i Mampikony, Port-Bergé, Antsohihy sy Mahajanga. Manaraka izay ihany koa ny ao amin’ny tapany Atsimo sy Atsinanan’ny Nosy toy ny ao Moramanga sy Toamasina. Araka ny fanazavana nomen’ny filohan’ny fikambanana dia tsy izy no nanitatra ny fikambanana fa ireo tany amin’ny faritra no nangataka ny hisian’izany any amin’ny misy azy ireo tsirairay avy. Neken’ny foibe ny fangatahana rehetra saingy nametraka kosa ny mpitarika fa tsy maintsy manaraka ary tsy afaka mivaona amin’ny fenitra napetraky ny fikambanana. Anisan’izany ny tsy maintsy hananganana vondrona ahitana olona 20 fara fahakeliny sy ny fananana tetikasa mazava.
N.F
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







