Toamasina – Rangahy maty nipoahan’ny kamiao
Kamiao iray miaraka amin’ny remorque an’ny orinasa iray tsy miankina ao Toamasina no niharan-doza teo akaikin’ny fivarotana solika, ao Manangareza Dépôt ny harivan’ny talata voalohan’ny volana septembra, tamin’ny 4ora latsaka tany ho any. Nipoaka tampoka mantsy ny baolina havia an’ilay remorque ka niantefa tampoka tamin’ny lehilahy iray 40 taona sendra nandalo. Voa teo amin’ny lohany dia nipotsaka ny atidohan’ity farany ary voatery nentina avy hatrany teny amin’ny toeram-pitsaboana. Fotoana fohy nahatongavany teny an-toerana anefa dia tsy tana intsony ny ainy nohon’ny fahaverezan-dra be loatra taminy izay nanhirana ireo dokotera nitsabo azy.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







