Id al Adha – Fetin’ny fanapahana
Andro lehibe ho an’ny mpino silamo, ny omaly 24 septambra, izay natao tsy hiasana nefa handraisana karama, satria nankalazan’ny mpino silamo maneran-tany ny Id al Adha izay Fetin’ny fanapahana, hifampizarana amin’ny mpiray tanindrazana rehetra tsy misy fanavahana ara-pinoana na ara-pihaviana na ara-poko.
Id al Adha dia niainga avy tamin’ny tantaran’ny Abrahama, izay nodidin’i Andriamanitra hanao sorona ny zanany Ismaël. Rehefa tonga ny fotoana hanaovana izany dia tonga ny anjely Gabriely nanatsotra ny tanany ary nanolotra an’i Abrahama ondry atao sorona ho solon’ilay zaza. « Tsy ny silamo ihany fa tokony ho faly ny ray aman-dreny rehetra amin’izao fotoana izao satria tsy ny zanaka no natao sorona fa ny ondry mba hampiala ny ratsy rehetra. Ireo mpino silamo hanao sorona izany dia maka ny fananany fa tsy ny zanany mampiseho ary manome voninahitra an’Andriamanitra », hoy i Papa Soule, izay nankalaza ny Id al Adha niaraka tamin’ny Zanak’avaratra, tao amin’ny trano fonenany, teny 67 ha. Nandritra izay, ihany koa, no nanararaotany nanao antso avo ho an’ny mpiray tanindrazana sy ny mpino silamo rehetra mba hanome lanja ny fitiavan-tanindrazana satria very ny hasin’ny tanindrazana sy ny maha-malagasy. Manjaka, hoy izy, ny herisetra ary tsy misy intsony ny fanajana ny soatoavina malagasy, toy ny fifankatiavana, ny fihavanana izay ny malagasy ihany no manana an’izany.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







