Vous êtes ici :

Mercredi 17 Décembre 2025

ombre

Skoto zazavavy eto Madagasikara – Nahazo fiofanana iraisam- pirenena

Miisa 62 mirahavavy eo anivon’ny Skotisma zazavavy malagasy (Szm) no niatrika fiofanana teto an-drenivohitra, tao Ankadikely Ilafy (Fo.fi.kri), ny 25 hatramin’ny 30 septambra teo, nandritra ny hadimiana, izay notarihin’ny filohan’ny Szm, Falinirina Raharimanana. Ny tanjon’ny fiofanana dia ny ho tonga eny amin’ny « tendrom-pahombiazana » izay nofakafakaina nandritra ny dimy andro.

Fiofanan’ireo mpiofana ho mpampiofana izay sambany vao nisy teto Madagasikara teo amin’ny tantaran’ny federasionan’ny Skotisma zazavavy ity fiofanana fara-tampony ity. Samy manana ny ambaratongam-piofanany avy ireo fikambanana telo mivondrona ao anatiny raha TP4 na « Tapa-porohana efatra » ho an’ny Kiadin’i Madagasikara, « trèfle 3 » ho an’ny Mpanazava eto Madagasikara ary « Felan’efatra » na Fenef kosa ho an’ny Fanilon’i Madagasikara, izay efa nahavita « FETE » avokoa no nisolontena ny fikambanana tao ary nahatonga avokoa ny avy any amin’ny faritra samihafa manerana ny Nosy.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre