Vous êtes ici :

Vendredi 19 Décembre 2025

ombre

Fankalazana ny fetin’ny polisim-pirenena – « Brigadier » iray maty tampoka

Tsy tontosa araka ny efa nandaminana azy ny fankalazana ny faha-54 taonan’ny polisim-pirenena tany Maroantsetra, ny alarobia lasa teo. Polisy iray 53 taona am-perinasa mitondra ny laharam-boninahitra « brigadier » no namoy ny ainy tampoka. « Tonga tao amin’ny biraon’ny kaomisaria izy ny maraina, tokony ho tamin’ny dimy. Nitambotsitra tampoka teo, raha efa niomana ny handeha hitarika ny hetsika ara-panatanjahan-tena hisantarana ny fankalazana », hoy ny vaovao azo avy any an-toerana. « Fijanonan’ny fo tampoka no nahafaty azy », hoy kosa ny fanazavana azo avy amin’ny dokotera, nandray an-tanana azy, avy ao amin’ ny hopitalin’i Maroantsetra. Noho ity voina ity, natsahatra ny fankalazana izany fetin’ny polisim-pirenena izany, mba ho fanajana ny maty sy ho fiara-miory amin’ny fianakaviany.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre