Hain-trano teny amin’ny HaH67 ha – Efa maty ny afo vao tonga ny mpamonjy voina
Nitrangana hain-trano indray omaly maraina, teny amin’ny 67 ha. Trano biriky ary ny tapany hazo no kilan’ny afo, tokony ho tamin’ny 7 ora sy 45 minitra tany ho any. Mpanampy handrehitra afo hanaovana sakafo maraina tao amin’ilay trano no nahatonga ny loza. Nahazo ny rindrina hazo mantsy ny lela afo ka nirehitra ary nifindra tamin’ilay rindrina vita amin’ny biriky.
Nampandre ny mpamonjy voina avy hatrany ny manodidina ary antsasakadiny taty aoriana vao tonga teny an-toerana izy ireo ary efa maty ny afo. Tsy nanano sarotra an’ireo mponina ny famonoana ny afo satria teo akaiky teo ihany ny rano ka vetivety dia voafehy. Tsy nisy aloha ny aina nafoy na ny naratra tamin’ity firehetan’ny trano ity, fa samy afaka nanavotra aina ny rehetra. Kanefa potika tanteraka kosa ny entana rehetra tao anatiny.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







