Sambava – Zazalahy 9 taona natelin’ny ranomasina
Zazalahikely 9 taona no natelin’ny ranomasina, tany Sambava, ny sabotsy tolakandro tokony ho tamin’ny 3 ora sy sasany. Nandeha nilalao niaraka tamin’ny zokiny teny amoron-dranomasina ity zazakely ity tamin’io andro io ary nitaona iry voalohany hilomano fa tsy nety izy. Ary rehefa niangavy io zokin’io foana izy dia nalefan’ity farany nilomano ny zandriny fa izy kosa tsy nandeha. Raha variana teny amorom-pasika iny anefa ity zokiny, tampoka teo, tsy hita izay nanjavonan’ilay zazalahy.
Ireo olona nilomano manodidina teo ihany koa nilaza fa tsy nahita na nahatsikaritra na inona inona. Niantso vonjy avy hatrany ilay zokiny ka raikitra ny fikarohana ilay zaza fa hatramin’izao anoratana ity vaovao ity dia mbola tsy hita popoka izy io.
Misy foana ny olona atelin’ny ranomasina any an-toerana amin’izao manakaiky ny taom-baovao izao. Koa entanina ny olona any an-toerana mba hitandrina rehefa mandeha milomano fa betsaka ny loza mety hitranga.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







