Zazalahikely natelin’ny ranomasina – Efa simba tanteraka ny razana
Rehefa nokarohanana nandritra ny roa andro dia hita ihany ny fatin’ilay ankizy lahikely 9 taona izay natelin’ny ranomasina, tany Sambava, ny sabotsy atoandro lasa teo, tamin’ny 3 ora sy sasany. Omaly alatsinainy, tamin’ny 11 ora antoandro, tany ambanin’Ampisasan’ala Antognopahitra, roa kilometatra ny toerana nisehoan’ny loza, no hita ny faty. Ity farany izay efa natsingevan’ny ranomasina no tsikaritry ny olona teo amin’ny manodidina. Efa simba tanteraka ny razana tamin’ny fampiakarana azy teny amorontsiraka.
Raha tsiahivina dia nandeha nilalao niaraka tamin’ny zokiny teny amoron-dranomasina ity zazakely ity raha nitaona iry voalohany nilomano niaraka taminy raha nahita ireo olona maro be niroboka tao anaty rano. Tsy nety anefa ny zokiny ka dia niangavy fatratra ilay zaza ary navelany ihany ny farany fa ity zokiny kosa tsy nilomano. Raha variana iny anefa ilay zokiny dia tampoka teo, tsy hita izay nanjavonan’ilay zandriny fa natelin’ny ranomasina ary izao nitarika ny fahafatesany izao.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







