RN7 – Fiara vaventy niharan-doza
Nisehoan’ny lozam-pifamoivoizana ny lalam-pirenena Rn7, omaly maraina. Fiara vaventy iray nitondra tongolo no tra-doza teo amin’ny lalana mahitsy be hiditra ny tanànan’Ilakaka. Avy aty an-drenivohitra hihazo an’i Toliara io fiara io, araka ny vaovao voaray. Nironjona ilay kamiao ka nivadika avy hatrany noho ny vesatry ny entana nentiny. Natory ilay tena saofera tamin’io fotoana io ka ny mpamily mpanampy no nomeny ny familiana, angamba sodoka ny lalana mahitsy tsara. Tsy fifehezana ilay no mety antony dia nivadika izany. Tsy nisy kosa ny aina nafoy na naratra fa potika tsy nisy noraisina ilay fiara. Nanenlingelina ny fifamoivoizana tamin’iny lalana iny ihany koa ity loza ity noho ilay fiara nitsarara be teo ampovoan-dalana.
Nidina teny an-toerana ny mpitandro filaminana avy ao Ilakaka nijery ifotony ny zava-misy sy nanao fanadihadiana tamin’ny nahatonga ny loza.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







