Nanolana zazavavy hanao masera – Nahemotry ny fitsarana ny raharaha
Raha saika hiakatra fitsarana omaly alakamisy, tamin’ny 8 ora maraina, tany Toamasina, ilay raharaha fanolanana zazavavy 16 taona, tao Morafeno dia nahemotra amin’ny fotoana tsy fantatra indray. Olona miisa 3 no efa nampidirana am-ponja vonjimaika ao Ambalatavoahangy momba ity raharaha ity.
Raha tsiahivina dia ny alin’ny alahady 18 oktobra, tao Morafeno 14/33 no nidiran’ny andian-jiolahy an-keriny ny tokantrano iray. Tsy vitan’ny nandroba fananan’ny olona izy ireo tamin’izany fotoana izany fa mbola nentin’ireo jiolahy an-keriny ihany koa ny zanaky ny tompon-trano, izay vao 16 taona monja. Araka ny fanazavan’ny renin’ilay ankizivavy dia mbola virijiny io zanany io ary saika hanolo-tena ho masera kanefa niharan’ny hetraketraky ny olon-dratsy.
Ity fitsarana ity dia arahin’ny olona maro any an-toerana akaiky nefa izao nahemotra izao indray. Maro ireo olona no tonga teny amin’ny fitsarana izay naneho tamin’ny tsy fahafalian’izy ireo tamin’izao nanemorana ity raharaha ity izao.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







