Morarano – Tratra ny mpivady mpamongady rongony
Mahazo vahana ny fidorohana zava-mahadomelina any Toamasina amin’izao fotoana izao. Loharanom-baovao, izay nomen’ny olona tsara sitra-po, no nahafahan’ny polisim-pirenena nisambotra mpamongady sady mpamatsy rongony tao Morarano, ny 27 oktobra teo. Mpivady ireo sarona ireo ary nandritra ny fisavana ny tranon’izy ireto indrindra no tra-tehaky ny mpitandro filaminana ny rongony maro be amin’ny fatorana sy efa voaavaka tsara ary natao baomba.
Niaiky ny heloka vitany izy mivady ary efa aman-taonany no nanaovan’izy ireo io asa ratsy io. Tamin’ny filazan’izy ireo hatrany dia efa tena asa fiveloman’izy mivady mihitsy ny fivarotana rongony. Natolotra ny fampanoavana omaly ireo olon-dratsy ireo.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







