Vous êtes ici :

Vendredi 19 Décembre 2025

ombre

Variana nandihy – Naolan’ny anadahiny ny zanany kely 5 taona

Zazavavikely 5 taona no fantatra  fa naolan’ny anadahin-dreniny tamin’ny faran’ny herinandro iny, teny Anosibe. Nanararaotra ny tsy na teo ireo ray aman-drenin’ilay zaza ilay tovolahy no niditra an-tsokosoko tao an-trano. Nandeha namonjy alim-pandihizana izy mivady, araka ny loharanom-baovao akaiky ny lasibatra ka ilay zazakely irery no navelan’izy ireo tao an-trano. Notampenany avy hatrany ny vavan’ilay ankizy vavy kely sao mikikiaka ary novetavetaina avy eo. Taitra ny ray aman-drenin’ity farany raha tafaverina avy tamin’ny toerana izay nalehan’izy ireo nahita ny zanany feno rà teo amin’ny feny. Rehefa nanontaniana ilay zazakely dia nilaza fa io anadahin-dreniny io no nahavanon-doza.

Nentina nojerena teny amin’ny hopitaly Befelatanana ilay ankizy kely ary fantatra fa simba tanteraka raha ny fanambaran’ny mpitsabo. Tsy vitan’izay ihany koa fa ahiana mafy ny toe-pahasalamany. Ilay nahavanon-doza kosa karohina fatratra amin’izao fotoana izao. Efa eo am-pelatanan’ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona ny raharaha.

Laurena Nany

 

 

 

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre