Ambohibary – Niala maina ireo mpanakan-dalana
Miverina indray ny asa ratsy ataon’ny jiolahy mpanakan-dalana amin’ny lalam-pirenena Rn7. Taksiborosy iray avy any Faratsiho hiakatra aty an-drenivohitra no nosakanan’ireo jiolahy raha nandalo tao Ambohibary ny talata hariva, tamin’ny 6 ora.
Jiolahy miisa 8 tsy misaron-tava ary nirongo basy telo no nitoraka vato ilay fiara. Nizara roa ireo olon-dratsy araka ny fitantaran’ny olona iray, anisany tao anatin’ilay fiara fitaterana. Ny antsasany nitoraka avy any aoriana fa ny ambiny avy eo aloha. Fa ankoatra ny tora-bato dia efa nanao sakan-dalana vato be teo ampovoan-dalana ihany koa izy ireo.
Na dia teo aza anefa izany dia tsy nahasakana an’ilay mpamily tsy niroso ihany. Nanapoaka basy indray ireto jiolahy araka ny fitantaran’ny lasibatra fa lasa ihany ity fiara. Sendra ny nahay azy ka niala maina ireto mpanakan-dalana.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







