Vous êtes ici :

Samedi 20 Décembre 2025

ombre

Vatomandry – Trano sivy kilan’ny afo

Nitrangana haintrano mahery vaika, tao Ambalamangahazo, any amin’ny distrikan’i Vatomandry ny sabotsy alina teo, tokony tamin’ny 9 ora tany ho any. Efa renoka tao anaty torimaso lalina  ireo fokonolona ka tsy nisy nahare ny niandohan’ny loza. Ny afo efa nidedadeda no voalaza fa nanaitra ny manodidina.

Samy nikoropaka nanavotra ny ainy ireo fokonolona ka tsy nisy afa tsy ny fitafiana teny an-koditra sisa. Trano miisa 9 no kilan’ny afo fa ny telo hafa kosa voatery noravana. Vola 3 tapitrisa ariary, izay vidin’ny « cannelle »  sy entana maro no lasa lavenona.  Fianakaviana miisa 29 no fantatra fa tsy manan-kialofana amin’izao fotoana izao. Tsy nisy kosa ny aina nafoy na naratra. Afon-dabozia no voalaza fa nitarika ny fahamaizana. Efa mandeha ny fanadihadiana ataon’ny mpitandro filaminana hijerena ny marina nahakasika ity haintrano ity.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre