Ambovombe Androy – Sarona ny mpamaky trano gaigilahy
Jiolahy miisa 3 izay nikoizan’ireo mponina ao an-tampon-tanànan’Ambovombe Androy amin’ny fanafihana sy ny famakiana trano no saron’ny zandary, ny zoma lasa teo. Efa ela izy ireo no tadiavina saingy tafaporitsaka foana fa izao vao tratra. Nandritra ny fanaovana ny asa ratsy tao amin’ny tokantrano iray indrindra no voasambotra ny iray tamin’izy ireo taorian’ny fitairanana voarain’ny zandary. Najifa tamin’izany ny vata fahitalavitra lehibe iray. Tamin’ny fikarohana nataon’ireo mpitandro filaminana, rehefa nahazo vaovao mari-pototra avy tamin’ny olona tsara sitra-po, no nahatratrarana ity jiolahy ity. Nandritra ny fakana am-bavany azy kosa no nahafahana nisambotra ireo namany roa hafa.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







