Fanafihan-dahalo – Raim-pianakaviana namoy ny ainy voafira famaky
Mitohy ny tsy fandriampahalemana any amin’ny distrikan’i Mandoto ary toa miha-mahazo vahana indray ary izany amin’izao fotoana izao. Tokantrano iray tao amin’ny tanàna Telomitatra, ao amin’ny fokontany Antsapanimahazo, kaominina Antanambao Ambary no nisy nanafika, ny 2 desambra lasa teo, tamin’ny 8 ora alina. Dahalo efatra nitondra zava-maranitra no niditra an-keriny tao amin’ny tranon’ny fianakaviana tantsaha iray. Nandrahona ireo tompon-trano hamoaka ny vola avy hatrany ireo olon-dratsy raha vao tafiditra tao fa tsy nety ireo lasibatra. Nahita ireo dahalo tsy nitondra basy ireo voatafika ka niezaka nanohitra azy ireo ny raim-pianakaviana saingy nokapain-dry zalahy famaky. Voa teo amin’ny fihirifany ka maty tsy nialana nenina ilay rangahy 61 taona, raha toa ka lasa ny vola 645 000 ariary. Nandositra tahaka ny tsy teo ireo olon-dratsy rehefa azony izay nilainy.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







