Ambatondrazaka – Mpamaky trano niharan’ny fitsaraham-bahoaka
Ahenoana vaky trano isan’andro ny distrikan’Ambatondrazaka. Leo ny mponina ka ny ainy sisa no tsy afaka raha nahatratra mpangalatra ny fiandohan’ny herinandro teo. Lehilahy iray sahabo 40 taona teo no tratra ambodiomby saika hamaky trano tao amin’ny zanabohitra Passage, ao amin’ny fokontany Madiotsifafana. Tsy nisy intsony fihantrana fa izay nahita dia nidaroka ity lehilahy ity avokoa. Rehefa samy afa-po ny rehetra dia navotsotr’izy ireo ilay mpangalatra izay nibindana saika tsy nisy nahafantarana azy intsony ny tarehiny. « Anatra ho an’ny sisa izao. Ary mampitandrina ireo mbola hikasa hangalatra izahay fa tsy hamela mahazo intsony », hoy ireo mponina sendra ity raharaha ity.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







