Vous êtes ici :

Jeudi 18 Décembre 2025

ombre

Ankatoky ny fety – Ho hentitra ny fisafoana ataon’ny polisy any Ambilobe

Nametraka paik’ady amin’ny fitandroana ny filaminana amin’izao ankatoky ny fety roa sosona izao ny lehiben’ny kaomisaria any amin’ny distrikan’Ambilobe. Ampitomboina ny isan’ny polisy manao fisafoana any amin’ireo fokontany fa indrindra ireo malaza ho faritra mena amin’ny tsy fandriampahalemana. Ho hentitra ny fanaraha-maso ny fandriampahalemana amin’ity volana desambra ity mba ahafahan’ny mponina mitsena ny taona 2016 sy mankalaza  ny fety am-pilaminana.

Fanamby lehibe ihany koa ny tsy hisian’ny loza na “zéro accident” mialoha sy mandritra ary aorian’ny fety ka vahoaka miaina ao anaty tanàna milamina sy lavitra ny herisetra no tanjona.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre