Vous êtes ici :

Mardi 16 Décembre 2025

ombre

67 ha – Lehilahy hita faty teo akaikin’ny Ceg

Nahitana fatin’ny lehilahy iray, sahabo ho 28 taona, nitsitra manakaiky ny Ceg, teny amin’ny 67ha, omaly maraina. Olona nandalo no nahita ny razana. Samy tsy misy mahafantatra izay fianakavian’ity maty ity ny mponina ka nampandrenesina malaky ny mpitandro filaminana. Mbola eo an-dalam-pamotorana mikasika ny fiavian’ity lehilahy ity ny tompon’andraikitra omaly tontolo. Tombatombanana ho nisy namono ity olona ity. Feno mangana ny vatany rehetra. Ahiana ho ady ratsy fiafarana no nahafaty azy ka nandositra ireo nahavanon-doza. Nahenoana fofona alikaolo ihany koa ny razana nandritra ny fizahana natao. Mamo noho izany izy ary niady tamin’ny olona ka nahavoa tamin’ny toerana saro-pady, izao nitarika ny fahafatesany izao.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre