Ampasika – Ilay voaroba indray noheverina ho mpanendaka
Tranga hafa kely no niseho teny Ampasika, ny alahady tolakandro, tokony tamin’ny 3 ora tany ho any, manoloana ny fiantsonanan’ny taksibe eo amin’ny Akany Faly. Lehilahy iray no nendahan’ny tovolahy iray finday rehefa niandry taksibe teny an-toerana. Tsikaritr’ ilay voaroba anefa izany ka nanenjika ilay mpangalatra avy hatrany ny tenany. Tsy lasa lavitra anefa dia tratra ka nalain’ny tompony ny fananany ary tsy vitan’izany fa mbola novonoiny sy nodarohany ilay mpangalatra. Niantso vonjy noho izany ilay mpanendaka ka vory ny fokonolona ary noheverina fa izy indray no voaendaka. Ireo fokonolona koa tsy te-hahalala na inona na inona fa avy hatrany nidaroka ilay lehilahy. Soa anefa fa nisy olona nahita ny nisintomin’ilay jiolahy ny finday teo an-tanany ka io olona io no nanavotra azy avy eo. Teo anelanelan’izany rehetra izany dia nanararaotra nandositra ilay olon-dratsy ka tsy hita izay nanjavonany.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







