Vous êtes ici :

Mardi 16 Décembre 2025

ombre

Mpianaka namboly – Naratra mafy notorahany angady ny reniny

Renim-pianakaviana iray no naratra mafy rehefa nanatsipazan’ny zanany angady. Ny andron’ny zoma 15 janoary lasa teo, no nisehoan’izany tany ambanivohitr’Ambohitsara, distrikan’Antalaha. Namboly teny an-tanimbary izy mianaka no niseho ny loza. Rehefa ela niasa tany teo mantsy ny zanany lahy izay tokony 15 taona any ho any dia nilaza fa reraka ka niato kely naka aina. Ny reniny kosa izay mbola nanohy hatrany ary naniraka ilay tovolahy mba nanome azy ny angady. Tsy fantatra anefa ny nahazo ilay zazalahy fa avy hatrany dia natsipiny ilay angady fa tsy mba nomeny moramora ny reniny. Voa teo amin’ny lohan’ity farany ka nijininika ny ra eran’ny saha ary nifamonjena nentina tany amin’ny toeram-pitsaboana tao Antalaha izy. Tsy atahorana kosa ny ainy, araka ny vaovao voaray.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre