Mpanao sinto-mahery – Miara-miasa amin’ireo mpivaro-mandeha
Fantatra amin’izao fotoana izao fa tsy ilay kilemaina mody mangataka amin’ny fitohanan’ny fiara irery ihany no miray tsikombakomba amin’ireo mpanao sinto-mahery fa hatramin’ireny mpivarotra mandehandeha ireny. Mandritra ny fotoana izay hivarotan’ izy ireo amin’ireo fiara mijanona ao anatin’ireny fitohanana ireny no hitiliany ny entana azo alaina, ary miantso ireo mpanao ratsy avy eo.
Fiara iray izao no tratran-drizalahy, omaly atoandro, nandritra ny fitohanana teny amin’ny 67 ha, ampitan’ny Cenam iny, araka ny fitantaran’ny olona iray nanatri-maso ny zavatra niseho. Lasa tamin’izany ny finday nivoaka farany ireny. Tsy nisy azo atao fa nandositra avy hatrany ireo mpanao sinto-mahery rehefa vita ny fanendahana raha mody mijanona eo ireo mpivarotra. Tokony ho mailo noho izany ireo olona mpampiasa an’iny lalana iny.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







