Vous êtes ici :

Lundi 15 Décembre 2025

ombre

Rn4 – 15 000 ariary miampita ny tetezan’i Mampikony

Ny fahorian’ny sasany fifalian’ny hafa. Manoloana ny fiakaran’ny rano amin’ny tetezanan’i Mampikony, any amin’iny lalam-pirenena Rn4 dia  betsaka ireo fiara tavela na avy any Mahajanga sy Antsiranana hihazo ny renivohitra na ny avy aty Antananarivo ho any amin’ireo tanàna voalaza ireo. Mahatratra any amin’ny 4 kilometatra any ho any ny fahatapahana.

Tsy vitsy noho izany ireo manararaotra manao bizina kely atao fitadiavam-bola ka mampiasa ireny lakana ireny hiampitana. Rehefa tsy afaka hiampita ihany mantsy ireo fiara dia ireo olona no alefa. Efa nifandamina ireo koperativa mampitohy ireo lalana ireo fa ampifamadihana ny mpandeha amin’izay tsy matiantoka. Araka ny loharanom-baovao voaray avy any an-toerana, ireo mpandeha  avy any Antsiranana na Mahajanga mandray ny fiara nitatitra ireo avy aty Antananarivo rehefa tafampita ny rano  ary torak’izay ihany koa ireo avy aty an-drenivohitra hihazo ireo toerana roa ireo ka 15 000 ariary no mampita olona iray. Efa lasa fadin-tseranana kely mihitsy eny amin’ny tetezan’i Mampikony amin’izao fotoana izao. Ireo mpivarotra sakafo moa efa tsy lazaina intsony.

 

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre