Vazaha notafihana – Sady naratra no lasa ny basiny
Teratany frantsay iray monina ao amin’ny fokontany sy kaominina Amborovy, any Mahajanga I no notafihan’ny andian-jiolahy tsy fantatra isa, ny harivan’ny zoma lasa teo, tamin’ny 7ora sy 15 minitra. Tsy nitondra fitaovana afa-tsy kobay ireo olon-dratsy raha nandroba ny lasibatra. Novelesin’izy ireo tamin’izany avy eo ilay teratany vahiny ka tsy afaka nanohitra azy ireo. Vokany, naratra mafy ny lohany. Noraofin’ireo olon-dratsy tamin’izany ny entana sarobidy tao an-trano ary lasa niaraka tamin’izay ny basim-borona iray. Rehefa vita ny asa ratsin’izy ireo dia nitsoaka nihazo an’Ambondrona ny lalan’ireo jiolahy araka ny fanambaran’ny mpiasa tao an-toerana. Ity farany izay tsy afaka nanao na inona na inona manoloana ny isan’ireo jiolahy izay nanao tambabe niady taminy. Tsy afaka nampandre ny mpitandro filaminana teo akaiky teo ihany koa izy noho ny tsy fahalalany satria vao vahiny izy, araka ny filazany hatrany. Efa eo am-pelatanan’ny zandarimaria ny raharaha.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







