Toamasina – Mpamaky trano iray voasambotra
Avy namaky tranon’ny mpianatra iray tao Ambolomadinika vakiparitra 21/31 ny jiolahy iray no saron’ny mpitandro filaminana, ny zoma 22 janoary, tamin’ny 5 ora. Lasany tamin’izany ny môtô iray, “tablette”, ary vola mitentina 250 000 ariary. Teo am-panosehana ilay kodiaran-droa izy io no hitan’ny mpitandro filaminana manao fisafoana. Vao nahita ireto farany mantsy ilay mpangalatra dia vaky nandositra ary namela ilay môtô teo an-toerana. Raikitra ny fanenjehana ka tratra ihany ilay mpangalatra ary nentina avy hatrany natao fanadihadiana teny amin’ny zandarimaria. Tamin’izany no nahalalana fa avy nandroba ilay mpianatra izy. Nampanantsoana noho izany ilay lasibatra naka ny fananany tao amin’ny biraon’ny zandary. Hiakatra fampanoavana amin’ity herinandro ity ny raharaha.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







