Vous êtes ici :

Mercredi 15 Mai 2024

ombre

Rn2 – Mahazo vahana ny fametrahana vato am-povoan-dalana

Misy mametraka vato be indray amin’iny lalam-pirenena Rn2 iny rehefa alina ny andro. Taksiborosy iray marika Mercedes Sprinter mampitohy ny Renivohitra sy Toamasina no tratran’izany ny alin’ny alakamisy hifoha zoma lasa teo, rehefa nanakaiky ny tanànan’i Brickaville. Vato lehibe miisa 3 no nalahatra teo amin’ny arabe izay tsy nampoizin’ny mpamily mihitsy. Araka ny fanambaran’ity farany dia efa mateti-pitranga izany fa niova toerana izany vato izany izay nahatonga azy nidofotra tamin’izany. Simba nandritra izany ny « ventilateur pales » an’ilay fiara. Tsy asan-jiolahy ilay izy fa fanahy iniana ataon’ny olona ratsy fanahy eny an-toerana. Porofon’izany dia naharitra 30 minitra teo izy ireo nanamboatra ilay fiara fa tsy nisy trangan-javatra hafahafa niseho.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre