Tondra-drano any Mampikony – Olona enina no maty
tamin’ ny fiakaran’ny rano any Mampikony dia olona enina hatreto no fantatra fa namoy ny ainy, araka ny tatitra avy amin’ny Bngrc. Telo arivo ihany koa no traboina any an-toerana. Vokatry ity tondra-drano ity dia dibo-drano avokoa na ny trano fianarana na ny trano fonenana ary maro amin’ireo ihany koa no rava sy potika tanteraka.
Mba ialana amin’ny tranga toy izao dia nanambara ny talen’ny fanenana ny risika ao amin’ny Bngrc, Randrianjafy Mamy Solange, fa hiezaka izy ireo hijery ifotony ireo toerana mora hitrangan’ny loza sy ny zavatra tokony atao mba hanentanana azy ireny sy ny fiantraikan’izany amin’ny olombelona. Manana andraikitra mialoha sy mandritra ary aorian’ny loza mantsy ny Bngrc.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







