Vondrozo – Dahalo niharan’ny fitsaram-bahoaka
Dahalo iray no niharan’ny fitsaram-bahoaka, tany amin’ny kaominina Moroteza, distrikan’i Vondrozo ny faran’ny herinandro lasa teo. Tratran’ny fokonolona namono nahafaty olona ity dahalo ity ka tsy namelan’izy ireo. Raikitra ny daroka sy vono ary mbola nofatoran’ireo fokonolona tamin’ny hazo iray teo am-povoan-tanàna izy io. Tsy afa-nanohitra intsony dia nitohy hatrany ny fidarohana izany mpangalatra sady mpamono olona izany.
Araka ny loharanom-baovao, avy nigadra ity olo-dratsy ity ary mbola tsy ampy roa volana no nivoahan’ny fonja dia izao tratran’ny fokonolona namono olona izao indray. Tonga teny an-toerana ny mpitandro filaminana vao naheno ny trangan-javatra ka naka ilay dahalo teo an-tanan’ireo olona ireo.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







