Vous êtes ici :

Vendredi 19 Décembre 2025

ombre

Alaotra – Raofin’ny mpanarato hatramin’ny zana-trondro vao narotsaka

Nandritry ny fikatonan’ny ranon’Alaotra izay naharitra roa volana, nanomboka ny 15 novambra 2015 ka hatramin’ny 15 janoary 2016 lasa teo, maro no nandika lalàna ka mbola nitrandraka hatrany ny trondron’Alaotra. Amin’izao fotoana izao dia tsy mifidy alaina intsony ireo mpanarato sasany izay tsy manaja ny refy araka ny tokony ho izy amin’ny mason’ny harato ampiasainy.Velon-taraina ankehitriny ny tompon’andraikitra sy ny federasiona ary ireo mponina izay efa tonga saina ary manahy mafy fa raha izao no mitohy dia ho ringana tanteraka ny trondron’Alaotra ka ho lazany sisa no ho re ao aoriana kely ao.Noho izany dia maniry ny andraisana fepetra hentitra mahakasika izao zava-mitranga izao ny rehetra satria gaboraraka tanteraka ny fanaratoana ao Alaotra ka manao izay tiany ny ankamaroan’ny mpanarato.

Ange R.

 

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre