Tonelina Analakely – Manendaka ihany koa ireo 4’mis
Tsy vitan’ny mangataka intsony ireo 4’mis ao ambany tonelina ao Analakely amin’ izao fotoana izao fa manendaka ihany koa ary mampiasa zava-maranitra mihitsy. Tovovavy iray no lasibatra ny talata lasa teo, tamin’ny 7ora hariva. Tsy nahita taksibe ny lasibatra tamin’io fotoana io araka ny fitantarany ka voatery nandeha an-tongotra hihazo an’Anosy. « Notobasan’izy mianakavy rano aho ary lehilahy matanjaka be avokoa ireo ao anaty trano boritra sy « sachet » ireo ary misy antsy any amin’izy ireo. Tsy sahy nanao fihetsika mahery intsony aho rehefa nambanan’izy ireo antsy ka lasa tamin’izany ny finday-ko sy ny vola 30 000 ariary. Tokony ho mailo rehefa miditra ny tonelina Analakely fa mody 4’mis tsy manan-kialofana kanefa mpanendaka avokoa na dia ireo eny amin’ny manodidina ireo aza. »
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







