Vous êtes ici :

Samedi 20 Décembre 2025

ombre

Fikambanana silamo – Olona miisa 80 notsaboana maso tany Ambilobe

Mitohy ny hetsika ara-tsosialy ataon’ny fikambanana silamo. Ho fanamafisana izany indrindra dia nanao hetsika fitsaboana maso izy ireo, tany Ambilobe, ny alarobia sy alakamsiy lasa teo, tao amin’ny Mosquée iray any an-toerana. Hetsika izay niarahan’ny fikambanana any Ambilobe sy ireo mpitsabo maso vitsivitsy avy aty an-drenivohitra. Olona miisa 80 eo ho eo no nahazo tombontsoa tamin’izany ka ny ampolony tamin’izy ireo no tratran’ny aretina katarakta ny ampolony. Notolorana solomaso vaovao kosa ny antsasak’ireo olona tonga nijery maso.

Nahaliana ireo mponina tany an-toerana ny fizahana maso satria tsy misy mpitsabo maso any an-toerana fa dokotera tonga manokana avy aty an-drenivohitra no matetika manao fizahana any Ambilobe. Anisan’ny naha-betsaka olona tonga ihany koa ny fihenan’ny saran’ny fizahana sy ny fahazoana solomaso, araka ny vaovao voaray.

 

 

 

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre