Vous êtes ici :

Jeudi 18 Décembre 2025

ombre

Asa fanendahana – Telo lahy indray voasambotra

Mitohy ny tsy fandriampahalemana any Toamasina, telo lahy indray no tra-tehaky ny polisy any an-toerana teo am-panendahana, tany Tanambao V. Ny zoma lasa teo no tratra teo am-panendahana ny roa lahy tamin’izy ireo raha toa ka ny ampitson’io sabotsy kosa no voasambotra ny fahatelo. Araka ny tatitra voaray dia mampiasa antsy ireo olon-dratsy entina ampitahorana ny lasibatra.

Nikiakiaka niantso vonjy ny ramatoa iray raha vao nambanan’ireo jiolahy ny zava-maranitra ka izany no nahafahana nisambotra ny mpanendaka iray ny sabotsy lasa teo ary mbola tratra teny aminy izany antsy nampiasainy izany. Ity farany izay niaiky ny heloka vitany nandritra ny famotorana azy. Tamin’izany ihany koa no nahalalana fa efa nigadra teny amin’ny fonjan’Ambalatavoahangy izy io noho ny resaka fanendahana hatrany.

 

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre