Fandriana – Nandravarava ny tafiodrivotra sy ny varatra
Nahery vaika ny loza voajanahary tany amin’ny distrikan’i Fandriana. Trano sy foto-drafitr’asa maro no potika vokatry ny tafiodrivotra sy ny varatra tany an-toerana, ny alatsinainy hariva teo. Nanimba zavatra maro tsy nisy ohatr’izany ny tafiodrivotra ary nifofofofo be tokoa ka trano am-polony any ho any no indray niendaka ny tafony. Nandritra izay fotoana izay ihany koa no nirefotra mafy ny varatra ka tokantrano iray tany an-toerana no nidirany. Vehivavy iray no voa mafy. Nianjera mafy sy tsy nahetsika nandritra ny fotoana lava vokatr’izany ilay ramatoa ary nentina haingana namonjy ny toeram-pitsaboana avy eo. Tsy misy ahiana kosa ny ainy.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







