Gadra nandositra – Voasambotra teny Itaosy i Ansèlme
Araka ny « avis de recherche » naparitaka, ny 23 may 2013 lasa iny no fantatra fa nitsoaka ny fonja ny tovolahy iray antsoina hoe Tsivoasana Ansèlme, 33 taona, raha tokony ho ny jolay 2014 vao tokony nivoaka ny fonjan’i Manakara izy io. Halatra madinika no voalaza fa nahavoatazona azy tamin’izany. Telo taona aty aoriana, saron’ny polisy ihany ity lehilahy ity rehefa nahazoana vaovao avy amin’ny olona tsara sitra-po. Nanao ny paik’ady rehetra hisamborana azy noho izany ny polisy vao naheno ny fisian’io olon-dratsy io, teny Itaosy, ka noraisim-potsiny ny anao lahy. Ny alakamisy 24 febroary lasa teo, tamin’ny 6ora hariva no voasambotra, teny amin’ny trano fonenany eny Itaosy i Ansèlme. Androany sabotsy 27 febroary, no mandalo eo anoloan’ny fampanovana ny raharaha.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







