Ambilobe – Telolahy maty nianjeran’ny trano
Nisehoana loza mampalahelo tany Ambilobe, ny talata lasa teo, tokony tamin’ny 3ora tolakandro. Lehilahy miisa 3 nanamboatra ny tranon’ny CNaPS no indray maty nianjeran’izany trano izany. Avy any Manjakandriana izy ireo fa nafarana hanamboatra izany trano izany, tany an-toerana. Trano « parpin » ity namboarina ity ary nihotsaka tampoka ny rindrin’ity trano ity teny amin’ny rihana voalohany ka nianjera tamin’izy telo lahy nikarakara zavatra tety ambany. Vokany, maty tsy tra-drano ireto farany. Mba hitondrana ny razana any Manjakandriana anefa dia nanao tsipaipaika ireo mponina teny amin’ny manodidina nanamboarana ny vatam-paty sy niantohana ny saran-dalana hihazo ny fianakavian’ireto namoy ny ainy tsirairay avy.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







