Vous êtes ici :

Vendredi 19 Décembre 2025

ombre

Fanafihana mpivarotra – Lasa ny vola 2,5 tapitrisa ariary

Nandravarava indray ireo dahalo tany amin’ny distrakan’Ankazoabo Atsimo, ny alin’ny 3 mars hifoha 4 marsa lasa teo. Efa-dahy izy ireo no nirongo basim-borona izay voalaza fa nanafika  ny tranon’ny mpivarotra iray, mipetraka ao amin’ny fokontany Ambohitsoa any an-toerana. Nirefodrefotra ny poa-basy nandritra ny fanafihana ary horohoro tanteraka ny an’ireo lasibatra satria naharitra fotoana maromaro no nijanonan’ireo mpandroba tao an-toerana. Ankoatra ny fandrahonana dia nisy ihany koa ny fikasihan-tanana nihatra tamin’ireo lasibatra mba hamoaka vola. Vokatr’ izany, olona roa no naratra. Tsy niala ihany koa ireo olon-dratsy raha tsy nahazo ny lelavola izay mitentina 2,5 tapitrisa ariary, valisy iray, finday iray ary « Lecteurs Cd » miisa 3. Efa eo am-pelatanan’ny mpitandro filaminana ny raharaha.

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre