Fasan’ny karana – Mpamatsy rongony roalahy tra-tehaka ny polisy
Saron’ ny polisy miady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina indray ireo mpivarotra rongony miisa 2 ny 17 martsa lasa teo, teny amin’ny Fasankarana. Loharanom-baovao avy amin’ny olona tsara sitra-po no nahafantarana ny fisian’izy ireo ka tsy niandry ela fa nidina avy hatrany teny an-toerana ny mpitandro filaminana hanao ny fitsirihana. Tsy mivarotra fotsiny anefa fa mbola tratra teo am-pifohana rongony koa izy roalahy ireto ary nahitana fonosana rongony 11 isa tao amin’izy ireo. Nosamborina ary nentina natao fanadihadiana izy roalahy. Nilaza izy ireo fa mifoka sy mivarotra. mahalany 1 isan’andro amin’ny fifohana ary 10 isan’andro kosa amin’ny fivarotana. Efa herintaona no nivarotan’izy ireo izany.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







