Sava – Roalahy sarona niaraka tamin’ny lavanila manta 24 kg
Mirongatra izay tsy izy ny halatra lavanila tsy matoy any amin’ny faritra Sava amin’izao fotoana izao. Tratra niaraka tamin’ny lavanila manta, milanja 24 kilao ary lavanila masaka 2 kilao ireo jiolahy, ny alarobia lasa teo, tao Ambavinanjia, distrikan’Antalaha. Mpivarotra ny iray ary mpividy kosa ny faharoa.
Araka ny filazan’ilay mpividy dia efa fanindroany amin’izao izy nividy lavanila tamin’io olona io. Ity farany indray izay voalaza fa olona manana andraikitra ambony ao amin’ny fiangonana iray any an-toerana ka tsy sahin’ny olona kitihina satria miditra ho mpanelanelana amin’ity raharaha ity ny fiangonana misy azy.
Tezitra mafy manoloana ity toe-javatra ity ny fokonolona any an-toerana ary nilaza fa izy ireo ihany no hitsara amin’ny manaraka rehefa mahatratra fa tsy atolotra ny fanjakana intsony.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







