Loza an-dranomasina – Namono olona indray ny paska
Lehilahy iray no maty natelin’ny ranomasina manoloana ny Port, tany Toamasina, akaikin’ny Auximad, ny alatsinainin’ny paska lasa teo. Nandeha nitsangatsangana teny amoron-dranomasina izy sy ny fianakaviany ka nanararaotra nilomano. Tampoka teo anefa, natelin’ny rano izy rehefa ela nilomanosana teo. Nisahotaka ny fianakaviana nitady azy ary nampiakarina teny an-tanety rehefa hita. Niezaka nanavotra azy avokoa ireo olona nanatri-maso ka nikohaka ilay lehilahy ary namoaka rano ny vavany. Nifamonjena nentina tany amin’ny hopitaly izy saingy tsy avotra intsony ny ainy nony tonga kelikely tany. Avy any Antsirabe ny tenany, nandeha namonjy fampakaran-bady tany Toamasina izao tra-doza izao. Nentina nihazo an’Ampitatafika Antsirabe, omaly maraina tamin’ny 4ora ny razana. Lahy tokana ny aina ka tokony hitandrina foana ny tsirairay vao miroboka an-drano.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







