55 taona ny Polisim-pirenena – Nosokafana tamin’ny hetsika ara-panatanjahantena
Omaly no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fanamarihana ny fankalazana ny faha-55 taonan’ny Polisim-pirenena Malagasy. Notanterahina teny amin’ny kianja mitafon’ny Mahamasina izany ka hetsika ara-panatanjahantena no nentina nanamarihana ny fankalazana ary tsy hifarana raha tsy amin’ny volana septambra, amin’ity taona ity izany. Taranja baolina kitra, basket-ball, tsipy kanety be ary Arts martiaux no hifaninanana mandritra izany. Nisy ny filaharan’ireo polisy handray anjara amin’ny fifaninanana izay avy amin’ireo sampan-draharaha sy ny sampan’asa samihafa eo anivon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka sy ireo polisy miasa any amin’ny andrimpanjakana.
Nanokatra ny lanonana tamin’ny fomba ofisialy ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Inspektera jeneralin’ny polisy Randimbisoa Blaise Richard, tamin’ny fanafarana ny maha lalaom-pirahalahiana ny lalao rehetra amin’ny fifaninanana ka tokony hisy ny fifanajana sy ny fanarahana ny fitsipika mifehy ny taranja rehetra. Marihina fa tsy ny teto an-drenivohitra ihany no nanao ny hetsika fanamarihana toy izao fa hatrany amin’ny faritra
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







