Fanolanana – Voasazy 8 taona an-trano maizina ilay voampanga
Ankizivavy kely miisa telo manodidina ny 6 taona ka hatramin’ny 11 taona no nanamparan’ity lehilahy 32 taona ny habibiany, teny Avaratrankatso. Olona mpiray tanàna eo ihany izy ireo ka izay ny antony nahamora ny fitondrany ireo ankizy tany an-tranony. Samy nilaza ny zava-nanjo azy ireo tamin’ny ray aman-dreniny ireto ankizy ka taorian’izay no nametrahan’izy ireo ny fitoriana. Resy tamin’ny fitoriana voalohany ireo mpitory ary nahazo fahafahana ilay voalaza fa mpanolana. Tsy nanaiky izany moa ireo ray aman-dreny ka nampiakatra fitsarana ambony. Nivoaka tamin’ny zoma teo ny didy, izay nilazan’ny mpitsara fa gadra 8 taona sazy mihatra no miandry ity lehilahy ity. Fanolanana sy fanaovana fihetsika mamoafady tamin’ireo ankizy tsy ampy taona ny vesatra niampangana azy. Saingy didy navoaka sy miandry azy fotsiny ihany io satria dia mbola tsy hita ary karohana ity lehilahy ity amin’izao. Efa namoaka didy fampisamborana ny teo anivon’ny fitsarana.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







