Vous êtes ici :

Samedi 20 Décembre 2025

ombre

Tao anaty fitohanana – Telo mianaka nazeran’ny môtô

Telo mianaka indray no nazeran’ny môtô teny 67 ha. Tao anaty fitohanana no nitrangan’izany ny harivan’ny alatsinainy lasa teo, tokony ho tamin’ny enina ora tany ho any. Ela loatra ny fitohanana ka nanapa-kevitra nidina ny raim-pianakaviana iray nipetraka tao aorian’ny fiara tsy mataho-dalana. Vao namoha ny varavarana anefa ilay rangahy dia nidona tamin’ilay môtô skotera nanao taingin-telo ka nianjera avy hatrany. Nikasa hisongona avy an-kavanana, niala ny fitohanana ilay môtô ka io tra-doza io. Nianjera ary naratra izy telo mianaka dia izy mivady sy ny zanany vao 3 taona monja.

L.N

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre