Antsirabe – Mpanjono iray tsy hita popoka
Mpanjono iray no tsy hita popoka nanomboka ny alakamisy antoandro teo, tany Manandona, distrikan’Antsirabe. Handeha hanjono no niaingany tao an-tranony dia tsy niverina intsony izy. Taitra tamin’izany ny fianakaviana satria tsy fanaony mihitsy izany ka nampandre ny mpitandro filaminana. Noho izany, nidina teny amin’ny toerana fanjonoany ireto farany ka ny bisikileta sy akanjony no sisa hita teo amoron-drano. Ahiana ho natelin’ny rano, araka izany ity mpanjono ity. Kivy tanteraka ny fianakaviana manoloana izany ary tsy manantena ny hahita azy velon’aina intsony. Mitohy ny fikarohana miaraka amin’ireo fokonolona any an-toerana.
L.N
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







