Télé Loto – Kilalao iombonan’ny mpianakavy
Lalao “Télé Loto”, malagasy no namorona azy sady orinasa Malagasy natao iombonan’ny mpianakavy. Amin’ny maha “télé loto” azy izay dia miseho mivantana ao amin’ny fahitalavitra ny lalao ary eo no hanarahan’ireo mandray anjara azy. “Manokoa mahazoa, lalaon’ny mpianakavy”, io no teny filamatra’ity lalao ity. Ity farany izay natao hampiala voly ny Malagasy mba hanalana ny sorisory sy ny adin-tsaina.
Eny amin’ny 67ha, ny foibeny ary ny Orange Madagasikara irery ihany no mpiara-miombon’antoka aminy. Manoloana izany dia amin’ny alalan’ny “orange money” irery no hahafahan’ireo tsara vintana maka ny lokany rehefa tonga ny fisarihana isaka ny sabotsy ao amin’ny fahitalavitra Tv plus sy Radio plus. Efa miparitaka amin’ny toerana 100 mahery eto an-drenivohitra ny tapakila hahafahana mandray anjara amin’ity lalao ity.
Misalovana ny andraikitry ny hafa
Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho
Mais avant tout ça ?
La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40







