Vous êtes ici :

Mardi 16 Décembre 2025

ombre

Asan-dahalo – Lasa ny omby maherin’ny arivo

Manjakazaka tanteraka ireo malaso any amin’iny tapany Atsimo iny. Ary tsikaritra tao ho ao fa tena miverina amin’ny heriny izy ireo ary tsy matahotra na iza na iza intsony. Toy ny tranga iray izay niseho tany Antsahalova, omaly maraina. Araka ny fampitam-baovao voaray dia omby miisa 1000 mahery avy any amin’ny toerana voalaza etsy aloha hihazo ny Tsiroanimandidy no lasan’ny malaso. Nipoapoaka ny feom-basy nampitahorana ireo mpandroaka omby ka nanaraka izay sitra-pon’ireo olon-dratsy izy ireo.

Mipetraka anefa ny fanontaniana hoe taiza ireo mpitandro filaminana tamin’io fotoana io ? Araka ny fantatra mantsy dia tsy maintsy misy mpitandro filaminana hatrany miaraka amin’ireo mpandroaka omby rehefa tahaka izao. Nilaza anefa ny loharanom-baovao fa tsy nisy tamin’io fotoana io.

L.N

 

image

Misalovana ny andraikitry ny hafa

Anisan’ny fositra tsy mampandroso ny firenena ny fisian’ny sokajin’olona misalovana ny andraikitry ny hafa. Hita misongadina izany eo amin’ny sehatra rehetra. Ny fampahalalam-baovao no anisan’ny lasibatra voalohany amin’izany. Te ho

Lire la suite

image

Mais avant tout ça ?

La découverte d'un nouveau système planétaire par la Nasa fascine le monde scientifique. Sept exoplanètes de taille comparable à la Terre tournent autour d'une petite étoile à près de 40

Lire la suite

image

Fanafihana tao Antanety - Vely famaky no nahazo ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihana mahatsiravina tao amin’ny fokontany Antanety ao amin’ny kaominina Ampanotokana ny talata lasa teo. Renim-pianakaviana no nokapain’ireo jiolahy ny famaky.  Toerana anisan’ny anjakan’ny vono olona sy vaky trano raha iny

Lire la suite

ombre